Entry | 1 savaranonando |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62#918] |
Explanations in English |
4 preamble [3.1] |
Explanations in French |
5 préambule [1.13] |
Examples |
6 ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary.
[4.27#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |